



Ry Mpamaky hajaina,
Eto am-panoratana ity taratasy ity, izay natokana ho fampafantarana ny tranonkala ny dhd Madagascar, dia faniriako tokoa ny mifandray mivantana aminareo mpiray tanindrazana, monina an'i Madagasikara na mitoetra any ivelany. Ary nahoana koa moa raha ho an'ny vahoakan'ny firenen-tsamihafa
« Hampiharina ho an’ny rehetra ny zo maha-olona sy ny demokrasia »
(fijery vaovao, fandaminana vaovao).



Nahoana no naorina ny
dhd Madagascar